Teny iditra | olon-kova be (olon, hova, be) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Good-natured, kind, mild. See olom-be. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ olon-kovabe ] Bonasse, qui prend tout en bonne part [1.3] | |
Tovy hevitra | olon-kova | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |