Teny iditra olonolona (olona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a recluse. Reduplicate of olona [Richardson 1885]
Famaritana frantsay action de se séparer, de s'isoler [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory [Ndemahasoa: Antakay, takila 29]

Teny iditra olon' olona (olona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mpanompo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay esclave [Abinal 1888]

2017/04/06