Teny iditra oly
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny volo tsy ngita nefa tsy tsotra fa miolikolika, misy mivalombalona. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy curled. Used in speaking of curly hair, but not ngita [Richardson 1885]
 curly (of the hair); cf. ngita [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay frisé, ondulé (se dit des cheveux); cf. ngita [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra olioly

2013/05/30