Teny iditra omaly
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Anarana entina hilazana ny andro nialoha [...]
¶ Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly [...]
¶ Milaza fotoan' andro nialoha ny androany [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   yesterday. [mal. Kulmarin.] [Richardson 1885]
   yesterday [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   hier [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2011/11/09