Teny iditra omba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   action de suivre, d'aller ensemble
¶ action de se ranger du côté de quelqu'un [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra omba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   actonde couvrir, d'envelopper
¶ action de protéger [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra omba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fiarahana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra omba
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Taisaka] inoana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra omba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny
¶ olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra omba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] sangomby [Rakotosaona 1972]

2013/05/30