Teny iditra ombako
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] mbay lalana! [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [Provincial] a word for mbay lalana [Richardson 1885]
Ohatra   Ombako tsy mahazaka aminao tokoa a Rangahy ny tsiny. [Ndemahasoa: Antakay, takila 55]

Teny iditra ombako (omba)
Sokajin-teny   endritenin' ny hoe ombana

2017/03/28