Teny iditra | ombalahy antitra | |
Singan-teny | ombalahy ; antitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ombalahy tsy matahotra na inona na inona; miaramila menavazana tsy miraika na amin' inona na inona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vieux taureau. Se disait des vieux soldats qui ne fuient pas. [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |