Teny iditra ombalahy lafon' ny vavany
Singan-teny ombalahy ; lafo ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona tsy dia misy vidiny firy fa be vava fotsiny [1.1]
Tovy hevitra ombalahy lafon' ny feony

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02