Teny iditra ombihana (ombika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Sombinana, akana ilany na sombiny kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be collected, to be snatched violently. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ombihana, ombihako, ombihanao, ombihany, ombihantsika, ombihanay, ombihanareo, ombihan', ombihan-, ombiham-, ombiha-
Ny lasa : nombihana, nombihako, nombihanao, nombihany, nombihantsika, nombihanay, nombihanareo, nombihan', nombihan-, nombiham-, nombiha-
Ny hoavy : hombihana, hombihako, hombihanao, hombihany, hombihantsika, hombihanay, hombihanareo, hombihan', hombihan-, hombiham-, hombiha-
Filaza mandidy : ombiho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20