Teny iditra ombika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sombina, potipoti-javatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy small pieces of meat collected by children in the market. In the provinces it is used for fofo and isoka [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra ombika
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Rafitra, maika, dodona: Ombika aho nanontany azy [Rajemisa 1985]

Teny iditra ombika
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Provincial] a particle expressing a sudden impulse of the mind. Compare miombika (ombika). [Richardson 1885]

2011/11/16