Teny iditra ombotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanalana na fanesorana avy hatrany, ongotra
¶ Tsy faly ka lasa nirintona: Nisy teny nahatohina azy ka ombotra izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   See avotra, ongotra, fongotra. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   action d'arracher, de déraciner, de se retirer, de se séparer. Comme ongotra . [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   [Merina] Action d'arracher, de déraciner une plante, un arbre, etc. On dit aussi ongotra. D'où les mots fiombotana et fiongotana : arrachage. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Sampanteny  

2017/12/15