Teny iditra omby mifahy
Singan-teny omby ; mifahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Omby hatavezina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fattened ox. [1.2]
Ohatra Ny zanak'omby mifahy aterinareo ho fanati-pihavanana dia tsy hojereko akory. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19