Teny iditra ompa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ozona, faniriana ratsy ho an' olona
¶ Teny ratsy atao amin' olona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   opprobrious language desiring evil to another, abuse, reproach. [mal. Sumpah, and swa. Uapo, an oath.] comp. latsa. [Richardson 1885]
   abusive or foul language [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   mot grossier, propos orduriers ; malédiction [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Indraindray aza ovany sy arahiny ompa ratsy ny anarany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 151]
2Aza mamaly ratsy ny ratsy, na mamaly ompa ny ompa, fa aleo aza misaotra; [Baiboly: 67:003:009/Piera I 3:9..]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   ozona

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/10