Teny iditra ompan-ko faty vao ela velona
Singan-teny ompana ; ho ; faty ; vao ; ela ; velona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa tsy mahafaty akory izay ompa fa arakaraka ny anompana ny sasany aza no maha-ela velona azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08