Teny iditra ompy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fikarakarana sy famelomana ny biby ananana
¶ Ny biby amam-borona karakaraina. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra ompy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] fanokanana; tahiry [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] tahiry [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ompy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Provincial] a plant; also an aquatic herb, the same as volonkotona [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Sihanaka] (de ompy : ensemble des soins donnés aux animaux domestiques). Potamogeton fluitans Roth (Potamogetonaceae). Plante aquatique immergée à feuilles flottantes dont les rhizomes sont donnés comme nourriture aux animaux domestiques : oies, etc. En Imerina, on l'appelle plutôt valatendro. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Potamogeton fluitans

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/16