Teny iditra ondana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra ametrahana ny loha rehefa matory [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a pillow, a bolster, a cushion. [Richardson 1885]
 a pillow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay oreiller [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 coussin, traversin, coussinet [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 138]
Teny nalaina 

2013/12/18