Teny iditra ondrana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fandehanana na fampandehanana miampita amin'ny lakana na sambo; fandefana entana na zavatra ho eny am-pita [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay embarquement [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 action d'embarquer [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra ondrana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahadonendrina, toetran' ny olona donendrina, taraiky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay simplicité, imbécilité, bêtise
¶ consanguinité qui empêche le mariage [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/12/31