Teny iditra ondrika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fileferan' ny loha, fijerena ambany, fijokoana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy prostration, dejection, bowing the head. [mal. Tunduk.] see tsaoka, hohoka. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 

2011/11/11