Teny iditra ondrikely malahelo
Singan-teny ondry ; kely ; malahelo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Tovy hevitra ondrikely kamboty

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08