Teny iditra ondry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [Richardson 1885]
   a sheep [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   mouton [Rajemisa: Vakoka, SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   mouton, brebis [Hallanger 1974]
Anarana siantifika   Ovis platyura
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   ondrikondrika

Nohavaozina tamin' ny 2011/11/17