Teny iditra onena
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mangoraka, malahelo, miombona alahelo amin' ny olona ory na mijaly: Onena an' io mahantra io aho hany ka manome volakely azy isaky ny mandalo eo aminy
¶ Hetsehim-po: Onena daholo ny olona nandre ny lahateniny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   low-spirited, dejected. It governs the accusative case. [Richardson 1885]
   to feel sorry for someone [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Impressionné, attendri, qui ressent de la compassion, ému: Onena azy ory aho (Je suis attendri par ses souffrances) ~ Onena aho nandre izany laha-teny izany (J’ai été ému en entendant ce discours) [Abinal 1888]
   avoir pitié [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Onena ny fahadalako izy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 28]
2Onena anareo aho, hoy izy nihatsaravelatsihy, nefa atao ahoana moa fa izany no lalàn' ny tany [Andriamalala: Zazavavindrano]
Voambolana  
Sampanteny  
Fifanahafana   antra ~ malahelo ~ ngoaina ~ hontsa ~ toro aty ~ mangotika aty ~ manotika ny kibo ~ mangoraka ~ mangora-po ~ mitsetra ~ mitse-po ~ mifaditrovana ~ mamelovelo fo

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/29