Teny iditra onga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tsimihety] Fotsimbary voatoto lasa vovoka fanao koba [Rajemisa 1985]

Teny iditra onga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sakalava] tatamo [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny onga ity (1): Ankilimionga

Teny iditra onga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fiakarana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra onga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fikosohana amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]

2013/05/31