Teny iditra ongotana (ongotra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Alana hatramin' ny fakany: Ongoty io [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be plucked up by the roots. [Richardson 1885]
   to be pulled up by the roots [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on déracine, qu'on arrache [Hallanger 1974]
Ny bikany  
ongotana
ongotako
ongotanao
ongotany
ongotantsika
ongotanay
ongotanareo
ongotan'
ongotan-
ongotam-
ongota-
nongotana
nongotako
nongotanao
nongotany
nongotantsika
nongotanay
nongotanareo
nongotan'
nongotan-
nongotam-
nongota-
hongotana
hongotako
hongotanao
hongotany
hongotantsika
hongotanay
hongotanareo
hongotan'
hongotan-
hongotam-
hongota-
ongoty
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/11/12