Teny iditra ongotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanalana hatramin' ny fakany, fanatsoahana tanteraka, ombotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   action d'arracher, de déraciner [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   [Merina] Action d'arracher, de déraciner. Exemple : « Nongotan'ilay adala ny zana-kazo »: cet imbécile a arraché les jeunes plantes (Malzac). D'où le mot fanongotana : la manière d'arracher. fanongotana tomba-tany : arrachage en motte (pour la transplantation des arbres). Voir aussi ombotra. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra ongotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Provincial] a knot in wood. Another form of ombotra, and provincial for tongotra [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/16