Teny iditra onina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin' ny toerana iray. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy root of monina, onenana, fonenana [Richardson 1885]
Famaritana frantsay action d’habiter, de résider [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra onina
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy root of onenina, mionina, manonina [Richardson 1885]

Teny iditra onina
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] the shape or appearance of anything [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/08/28