Teny iditra onitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza
Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Restoration of something lost or spent. [1.2]
 Compensation, restitution [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dédommagement, remplacement [1.8]
 Compensation; dommages et intérêts [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  oni-drefy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31