Teny iditra onja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana
¶ Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a wave. See alon-drano. [Richardson 1885]
 a wave [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vague, onde [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Mitopatopa ny onja vaventy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 12]

2015/03/03