Teny iditra ontana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin' ny toe-javatra mitranga; entana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Comp. entana. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay émotion subite, tressaillement [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
ontana
ontako
ontanao
ontany
ontantsika
ontanay
ontanareo
ontan'
ontan-
ontam-
onta-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31