Teny iditra ontany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana laharan-tsikidy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay nom d'une colonne des sikidy, qui signifie: terre, ville, village [Abinal 1888]
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra ontany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitadiavana valiny na fanazavana momba an' izay tiana ho fantatra, teny filana setriny sy valiny. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy enquiry, question, interrogation, examination. [mal. Tanya.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay interrogation, demande, question, enquête, examen [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra ontany (ontana)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe ontana

2017/04/03