Teny iditra ONU
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  Firenena Mikambana na ONU (Organisation des Nations Unies) [2.289]
Ohatra Tsy nitsahatra niara-niady intsony izahay, dia ny Firohotana sy ilay sampan-draharahan' ny ONU izany. [1.369]
Voambolana 
Mpanahaka  Fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/17