Teny iditra orenana (orina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsatohana: Terỳ amoron' ny renirano no norenana ny lay
Ananganana: Tsy azo orenana trano, hono, eto fa hisy lalana hatao
Ilana, ananganana (ady): Norenany ady tamin' ny taniko aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : orenana, orenako, orenanao, orenany, orenantsika, orenanay, orenanareo, orenan', orenan-, orenam-, orena-
Ny lasa : norenana, norenako, norenanao, norenany, norenantsika, norenanay, norenanareo, norenan', norenan-, norenam-, norena-
Ny hoavy : horenana, horenako, horenanao, horenany, horenantsika, horenanay, horenanareo, horenan', horenan-, horenam-, horena-
Filaza mandidy : oreno

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20