Teny iditra | organina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Ny fihaviany | Frantsay: organe. | |
Tsipelina hafa | orgàna | |
Fivaditsoratra | angarino, angarony, angoriña, aringano, organina, rangoina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |