Teny iditra orina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir, de construire, de se fixer en un endroit [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra orina (otra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be massaged, to be rubbed [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains [Abinal 1888]
   qu'on masse, qu'on frictionne [Hallanger 1974]
Ny bikany  
orina
oriko
orinao
oriny
orintsika
orinay
orinareo
orin'
orin-
orim-
ori-
norina
noriko
norinao
noriny
norintsika
norinay
norinareo
norin'
norin-
norim-
nori-
horina
horiko
horinao
horiny
horintsika
horinay
horinareo
horin'
horin-
horim-
hori-
ory

Teny iditra orina (ory)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Atao izay hampahantra azy; botrina [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20