Teny iditra oro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] doro, fandoroana [Rakotosaona 1972]
 Fandoroana; doro: Nahatsiravina ny oro tanety nataon' ireo ratsy saina. [Rajemisa 1985]
 fihinan'ny zaka amin'ny ôksizenina [SLP 1986]
Famaritana anglisy burning. Compare may, doro, dotra, rehitra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ce qui est brûlé, action de brûler [Abinal 1888]
Famaritana frantsay combustion [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra oro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] orona [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2012/06/20