Teny iditra oroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampitehefana ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na ny tanana ho mari-pitiavana na fanajana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a kiss by touching noses. Comp. orona. [Richardson 1885]
 a kiss [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action d'embrasser, de baiser (nez contre nez); action de baiser un objet, de juxtaposer des objets l'un contre l'autre [Abinal 1888]
 baiser [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ba ~ mamikely

2012/06/20