Teny iditra ory
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory
¶ mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
Mitovy hevitra: faraidiny ~ mikaforoforo ~ mikokokoko ~ poripory
¶ ampijalina, ampahorina
¶ hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [Richardson 1885]
 miserable, wretched, poor [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pauvre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 affligé, malheureux [Abinal 1888]
 taquiné [Abinal 1888]
 misérable [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
ory
oria
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany! [Rajohanesa: Kintana]
2hony Rangodongodona
manao ahoana izany toetry ny ory?
[Fox: Hainteny, laharana 327]
3Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [Dahle: Angano, takila 103]
Teny nalaina 

Teny iditra ory (otra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao orina [fitanisana]

Teny iditra Ory
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Uri [Baiboly]
Famaritana frantsay Uri [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Orì
Teny nalaina 

2015/10/02