Teny iditra osa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy.
¶ Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   feeble, weak; coward [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [Abinal 1888]
   faible, poltron [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra osa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra Osa
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Osa [Baiboly]
Famaritana anglisy   Uz [Baiboly]
Famaritana frantsay   [Baiboly]
Ohatra   Zanak'i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa. [Baiboly: 1:010:023/Jenezy 10:23..]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Oza
Lahatsoratra  

2017/06/29