Teny iditra osa tanana
Singan-teny osa ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo izay tsy mba kinga na haingana rehefa manao zavatra, raharaha, fa miadaha sy milamina aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui travaille lentement avec ses mains [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01