Teny iditra ota
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hadisoana, heloka natao (indrindra tamin' Andriamanitra)
¶ Fandikana didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Ota fady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sin [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faute, transgression, violation; qui manque, qui oublie, qui rapporte mal les paroles de quelqu'un [Abinal 1888]
 péché [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lahatsoratra 

Teny iditra ota
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy wrong, out of place [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui manque le but; omis [Hallanger 1974]

2017/06/29