Teny iditra otazana (oty)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be picked, (of fruit or flowers) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8]
Ohatra Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : otazana, otazako, otazanao, otazany, otazantsika, otazanay, otazanareo, otazan', otazan-, otazam-, otaza-
Ny lasa : notazana, notazako, notazanao, notazany, notazantsika, notazanay, notazanareo, notazan', notazan-, notazam-, notaza-
Ny hoavy : hotazana, hotazako, hotazanao, hotazany, hotazantsika, hotazanay, hotazanareo, hotazan', hotazan-, hotazam-, hotaza-
Filaza mandidy : otazo
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20