Teny iditra otina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanozongozonana, fanetsiketsehana: "Hay,.. sorotan-kazo tsy mahaleo otina, ka vao donindambo dia hentitra (Tsel.) [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra otinotina

2012/06/15