Teny iditra otra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisafoana sady famoretana amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy root of voaotra, orina, miotra, manotra [Richardson 1885]
Sampanteny 

2011/11/27