Teny iditra otrik' afo
Singan-teny otrika ; afo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Afo tehirizina ao anaty lavenona; afo miotrika na misarona ao anaty lavenona ka tsy maty [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/22