Teny iditra otri-po (otrika, fo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy hatezerana voatahiry ao am-po ka miteraira fankahalana; lolompo, fo lentika [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy malice, malignity [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay ressentiment, vengeance [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpitovy hevitra fo lentika ~ lolompo
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31