Teny iditra oui
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay Eny [1.4, 1.9, 1.5]
Fanazavàna teny malagasy Aikany [1.4]

Teny iditra oui
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60]
Fanazavàna teny frantsay Prostituée, pute, putain [1.60]
Tovy hevitra daba lôka ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôliny ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/17