Teny iditra ova
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanoloana; fampanjanana ho hafa. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay caractère aléatoire, aléas numériques, variable. [Voambolana: Matematika: antontan'isa] [SLP: Voambolana]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ova
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] fanampiny, fanampiana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ova
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tanala] Nom d'un arbre indéterminé, d'après Dandouau. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 

2017/12/16