Teny iditra ovaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, ro-fia.,., izay azo hanina atao laoka [Rajemisa 1985]

Teny iditra ovaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra ovaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay variance
¶ ovaka sy fihatahana lohany: variance et écart type [SLP 1986]
Voambolana 

2011/11/22