Teny iditra ovay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tavy, tevy ala [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ovay (ova)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao ovana [firaketana]
Fitovian-keviteny   ovao

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/03