Teny iditra oye > o-i-e
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Hira na antsoantsom-pifaliana ataon' ny ankizy rehefa manao harendrina amin' ny Fandroana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sound made in shouting at something, or when a thief, etc. is being chased. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ oy e ] Cris d'allégresse poussé par les enfants durant l'illumination du fandroana [1.3]
Voambolana 

Teny iditra oye > oie
Sokajin-teny anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy Vorombe, gisa
(figuré) olona ketrina, olona tonendrina, olona mitandrantandrana, bakakan'olona [1.4]
 Gisa, vorombe [1.5]
Sary 

Fivaditsoratra