Teny iditra oza
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra)
¶ Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: Ozan-dovia [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany Oza; [Randzavola: Baiboly, takila 511]

Teny iditra Oza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Oza [Baiboly]
Famaritana anglisy Uz [Baiboly]
Famaritana frantsay [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Osa
Lahatsoratra 

Teny iditra Oza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Uzza [Baiboly]
Famaritana frantsay Uzza [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

2017/06/29